Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : mody | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Aleo malaza ho sarotra, toy izay hitondra alahelo mody. [2.415 #5643, 2.653 #91]
Aleo malaza ho sarotra, toy izay mitondra alahelo mody. [2.558 #120] | ||||||||||||||||||||
French translation | Mieux vaut emporter la réputation d' un homme difficile et bourru que de rapporter chez soi le malheur. [2.415 #5643] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Amboa maka valala : ny kibo ihany no fenoina. [2.415 #6202, 2.653]
Amboa maka valala: ny kibo no fenoina dia mody. [2.558 #169] | ||||||||||||||||||||
French translation | Chien qui chasse les sauterelles : il ne songe qu' à remplir son ventre. [2.415 #6202] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des gens insouciants qui vivent au jour le jour sans penser au lendemain. [2.415 #6202] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Amboan-dRatsikonkona : sady tsy mody tsy tamàna. [1.147 #A47] | ||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Andriandahin' i Malaza : miantsena, lanjaina ; nony mody, milanja ondry. [2.415 #470, 2.653] | ||||||||||||||||||||
French translation | Seigneur de Malaza : quand il va au marché, il est porté en palanquin ; quand il revient du marché, il porte un mouton sur ses épaules. [2.415 #470] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Allusion à un seigneur riche, mais original et de peu de tenue ; se disait en guise de moquerie. [2.415 #470] | ||||||||||||||||||||
Proverb 5 | Androngo mangataka, ka ny mody no ady. [2.558 #242]
Androngo nangataka ka ny mody no adiny. [1.1 #23] Androngo nangataka : ny mody no adiny. [2.415 #703, 2.653 #224] | ||||||||||||||||||||
French translation | Lézard qui est allé chasser : le difficile c' est de rentrer chez lui. [2.415 #703] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des concussionnaires, mais aussi du sens propre, de ceux qui revenaient après une chasse. [2.415 #703] | ||||||||||||||||||||
Proverb 6 | Antandrona mody : tsy mijijy tambana. [1.147 #A80] | ||||||||||||||||||||
Proverb 7 | Avy manary tsy mitondra mody. [1.147 #A115] | ||||||||||||||||||||
Proverb 8 | Aza be filaza, ka kely fitondra mody. [2.165 #826]
Aza dia be filaza fa kely fitondra mody. [2.558 #435] Tsy mety raha be filaza, fa kely fitondra mody. [2.558 #4586] Tsy mety raha be filaza, ka kely fitondra mody. [2.415 #4841, 2.653 #3406] Tsy mety raha kely fitondra mody, nefa tera-bao filaza. [2.558 #297] | ||||||||||||||||||||
French translation | Il ne convient pas de parler beaucoup et de rapporter peu à la maison. [2.415 #4841]
Ne faites pas de grandes promesses pour ne rapporter ensuite que peu de chose à la maison. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des bavards paresseux. [2.415 #4841] | ||||||||||||||||||||
Proverb 9 | Aza manao halatra ondrin' Imahakà : raha misy mahita, hizahako ny havesany, nony tsy misy mahita dia lasany tokoa. [2.558]
Aza manao halatr' ondrin' Imahakà: ka mody mizaha ny havesany. [2.165] Aza manao halatr' ondrin' Imahakà : mody manao hoe: "Hizahako izay havesany". [2.653] Halatra ondrin' Imahakà : raha tsy misy mahita dia lasana, fa raha tran' ny olona dia hitsapako ny havesany. [2.558 #1253] Halatr' ondrin' Imahaka : raha hitan' olona dia hoe : Mba hizahako ny havesany ; fa nony tsy misy mahita, dia | ||||||||||||||||||||
French translation | Ne volez pas des moutons à la façon d' Imahakà, lequel (en soulevant un mouton pour l' emporter) prétendait seulement le soupeser. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Imahakà est, avec son compère Ikotofetsy, un fripon fameux des contes malgaches. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 10 | Aza manao mpamosavy loholona mody adala. [2.415 #4911] | ||||||||||||||||||||
French translation | Ne faites pas comme le sorcier, chef du village, qui fait semblant de ne pas connaître, lorsqu' il est interrogé sur les sorciers. [2.415 #4911] | ||||||||||||||||||||
Proverb 11 | Aza manao Vazaha mody miady. [2.165 #1395, 2.653 #545] | ||||||||||||||||||||
French translation | Ne faites pas comme des Européens faisant semblant de se battre. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Car, au fond, ils s' entendent. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 12 | Aza mandatsa vady mody. [2.415 #1361, 2.558 #655, 2.653 #563] | ||||||||||||||||||||
French translation | N' injuriez pas une épouse qui veut revenir au foyer. [2.415 #1361] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Sens général : ne refusez pas ce qui ne peut vous faire que du bien. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Proverb 13 | Aza matory manana adidy sao latsain' ny masoandro mody. [2.558 #711] | ||||||||||||||||||||
Proverb 14 | Aza mody maty toa voamitohy. [2.165]
Mody maty, toa voamitohy. [2.653 #1942] Mody maty toa voamitohy, fa rehefa mihetsika | ||||||||||||||||||||
French translation | Ne faites pas le mort comme le "voamitohy" (coléoptère qui fait le mort quand on le touche). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 15 | Aza mody torana hihinana ny kitozan' ny marary. [2.165 #540, 2.415 #4671, 2.653]
Mody lesoka, hihinana ny kitozan' ny | ||||||||||||||||||||
French translation | Ne faites pas semblant de tomber évanoui pour pouvoir manger le "kitoza" des malades. [2.165]
Ne faites pas semblant de vous trouver mal pour manger la viande boucanée réservée aux malades. [2.415 #4671] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des gourmands, et aussi de ceux qui s' emparaient par ruse des biens des autres. [2.415 #4671] | ||||||||||||||||||||
Proverb 16 | Bangon' ny atao | ||||||||||||||||||||
Proverb 17 | |||||||||||||||||||||
Proverb 18 | Fanambadian-dRainimanafika, ka ny mody tsy alaina mba tsara ihany. [2.558 #1080]
Fanambadian-dRainimanafika : ny mody tsy alaina mba tsara ihany. [2.415 #1368, 2.653] | ||||||||||||||||||||
French translation | Faire comme dans le mariage de Rainimanafika : il vaut mieux laisser la femme revenir d'elle-même. [2.415 #1368] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Ce proverbe fait allusion à une légende ; on le disait à l' homme que son épouse avait abandonné pour retourner chez ses parents ; paroles de consolation, encouragement à ne faire aucune démarche humiliante auprès de la fugitive. [2.415 #1368] | ||||||||||||||||||||
Proverb 19 | Fanambadian' ny | ||||||||||||||||||||
French translation | Le mariage chez les Manontalahy, les femmes divorcées retournent chez leurs maris de leur propre mouvement et ça va bien. [2.165]
Le mariage chez les Manontalahy : les femmes divorcées reviennent chez leurs maris et tout va bien. [2.415 #1370] | ||||||||||||||||||||
Proverb 20 | Fotsimbary anatin' ny vilany : tapany ka mody erany. [2.415 #5602] | ||||||||||||||||||||
French translation | Riz blanc dans une marmite : il ne la remplit d' abord qu' à moitié, mais il a bientôt fait de la remplir tout entière. [2.415 #5602] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Dans la marmite le riz gonfle et monte ; se disait de la colère. [2.415 #5602] | ||||||||||||||||||||
Proverb 21 | Haza sokin-dRainilesoka ka ny efa azo ihany no mody alefalefa. [2.558 #1292] | ||||||||||||||||||||
Proverb 22 | Heloka ibabohana mody rariny. [1.1]
Ny heloka ibabohana mody hitsiny; fa ny rariny itompoana mody heloka. [2.653] Ny heloka ibabohana mody rariny, ny rariny itompoana mody heloka. [1.1] Ny heloka ibabohana tonga hitsiny; fa ny rariny itompoana tonga raiben-keloka. [2.653] Ny heloka ivalozana mody hitsiny, fa ny rariny itompoana mody heloka. [2.415 #6422, 2.653] Ny heloka ivalozana tonga hitsiny, fa ny rariny itompoana tonga raiben-keloka. [2.415 #6422, 2.974 #451, 2.653] Ny heloka nilaozana tonga hitsiny, fa ny rariny itompoana tonga raiben-keloka. [2.165 #1103] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Izay miaiky ny hadisoany dia lefahin' ny olona ny helony, fa izay miziriziry kosa vao mainka omen' ny olona tsiny. [1.1]
Matetika ny fiekena fa diso, izany hoe ny fifonana, dia mahatonga ho afa-keloka. [1.1] Ny fiekena ny heloka vita dia mendri-pamelana, fa ny tsy fandeferana kosa – na dia manana ny rariny aza ny tena, ka efa miaiky ny hadisoany ny an-kilany – dia tsy fitiavana fihavanana, ka mahatonga ny tena ho melohin' ny olona. [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | Le crime dont on se repent devient justice, mais la justice dont on se vante devient le pire des crimes. [2.974]
Une faute dont on se repend, devient une source d' équité ; un droit sur lequel on s' obstine trop, devient une source d' injustice. [2.415 #6422] Une faute dont on se repent devient justice, mais la justice dont on se vante devient une grande faute. [2.165 #1103] | ||||||||||||||||||||
Proverb 23 | Hividy ondry hanahirana, nefa ny akoho mody ho azy. [2.558 #1352, 2.653 #1081] | ||||||||||||||||||||
Proverb 24 | |||||||||||||||||||||
French translation | Ibado le stupide: on lui dit d' aller (quelque part) et de revenir le même jour, et il passe la nuit là-bas. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 25 | Ikala fohy mizaha lanonana; efa mody vao hitan' ny olona. [1.1]
Ikala fohy mizaha lanonana, ka efa mody vao hitan' ny olona. [2.165 #1366] Ikala fohy nizaha lanonana, efa mody vao hitan' ny olona. [2.415 #1567, 2.653 #1108] Ikala fohy nizaha lanonana : mody vao hitan' ny olona. [2.558 #1392] Ikala kely nizaha lanonana, efa mody vao hitan' ny olona. [2.415 #1567] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | (satria noho izy fohy dia very tany anatin' ny olona tany): enti-milaza zavatra na olona tsy tonga tamin' ny fotoana nilana azy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | Petite fille qui est allée regarder les réjouissances publiques : on la voit quand elle part pour rentrer chez elle. [2.415 #1567]
Une petite fille assistant à une réjouissance publique; ce n' est que quand elle s' en retourne chez elle qu' on s' aperçoit qu' elle était là. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Auparavant elle était perdue dans la foule. [2.165]
Se disait des gens auxquels on pense trop tard. [2.415 #1567] | ||||||||||||||||||||
Proverb 26 | Ilay nanao soa vahiny, ka raha voky izy, dia nilaozany. [2.653 #1122, 2.974 #307]
Ilay nanao soa vahiny : raha voky izy dia lasa. [2.558] Ilay nanao soa vahiny : raha voky izy dia nandao. [2.558] Nanao soa vahiny: voky izy dia nilaozany. [1.1] Toy ny manao soa vahiny, ka raha voky izy, dia ilaozany mody. [2.165 #577] Toy ny manao soa vahiny : nony voky izy nanao veloma. [2.558 #4301] Toy ny manao soa vahiny: raha voky izy, ilaozany mody. [2.653 #3210] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Aza miantehitra na miandry valiny amin' izay olona mandala. [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | Faire du bien à un hôte de passage : à peine restauré, le voilà qui vous quitte. [2.974 #307]
On fait du bien à un étranger, et quand il est rassasié, il s' en va. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Mot souvent cité en manière d' excuse par ceux auxquels il s' applique. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 27 | Ilay nihaino kalokalo : tsetsetra no nentina nody. [2.558 #1414]
Ilay nihaino kalo, ka tsetsetra no enti-mody. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French translation | Celui qui avait écouté une complainte: c' est avec des pensées tristes qu' il retourne chez lui. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Ces pensées tristes viennent de son fait, il n' avait qu' à ne pas écouter! [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 28 | Kaikerim-poza maimay, afatotra manin-te hody. [2.558 #1590]
Kekerim-poza, maimay ; afatotr' olona, manina te-hody. [2.415 #3253] Kekerim-poza maimay, afatotr' olona manin-te hody. [2.653 #1238, 2.165, 1.1] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Ilazana ny fahavoazan' izay tsy mba afaka hanao izay tiany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | Quand on est mordu par un crabe, il y a de l' inflammation ; quand quelqu' un vous attache, on a un grand désir de s' enfuir. [2.415 #3253]
Quant on est pincé par un crabe on a mal; et quand on est prisonnier on voudrait retourner chez soi. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des choses qu' on est pressé de voir terminer et qui ne le sont pas. [2.415 #3253] | ||||||||||||||||||||
Proverb 29 | Lany andro am-piresahana, ka tsy mitondra mody. [2.165 #734, 2.415 #3923, 2.558 #1729] | ||||||||||||||||||||
French translation | Il passe le temps à causer, et il rentre à la maison les mains vides au lieu de rapporter sa provision de combustible. [2.415 #3923]
Passer son temps à causer et ne rien rapporter chez soi. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Il s' agit de quelqu' un qui est sorti, comme c' est l' habitude, pour chercher un peu de combustible pour cuire le repas du soir; ayant lié conversation avec quelqu' un, il la continue si longtemps, qu' ensuite il est trop tard pour se procurer ce dont il avait besoin. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 30 | Loza enti-mody ny marina tsy ambara havana. [2.558 #1813]
Loza enti-mody ny rariny tsy ambara havana. [2.415 #1090, 2.653] | ||||||||||||||||||||
French translation | La vérité qu' on ne communique pas aux parents, c' est un malheur qu' on rapporte chez soi. [2.415 #1090] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Il faut tout traiter en famille. [2.415 #1090] | ||||||||||||||||||||
Proverb 31 | Malahelo mizaha lanonana, ka mitondra ranomaso mody. [2.165 #1455] | ||||||||||||||||||||
French translation | Un pauvre étant allé voir une réjouissante publique: il n' en rapporte que des larmes. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | D' avoir vu les autres joyeux et contents le fait pleurer sur sa pauvreté à lui. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 32 | Manaraka andro mody. [2.415 #1835] | ||||||||||||||||||||
French translation | Les vieillards suivent la chaleur du soleil qui décline, pour se réchauffer. [2.415 #1835] | ||||||||||||||||||||
Proverb 33 | Mandry akaiky, toa tsy tia vady; mody hariva, toa ratsy havana. [2.165 #1788] | ||||||||||||||||||||
French translation | Si vous passez la nuit près de chez vous (en revenant de voyage), vous semblez ne pas aimer votre femme; et si vous parvenez à rentrer chez vous tard, il semble que c' est parce que vous avez de mauvais parents (qui n' on pas voulu vous loger). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 34 | Manenji-dambo alina : manasa anazy mody. [1.147 #M39]
Manenji-dambo hariva ka maniraka azy hody. [2.558 #2097] Manenji-dambo hariva: maniraka azy hody. [2.415 #3031, 2.653 #1609, 2.165] | ||||||||||||||||||||
French translation | Poursuivre le soir un sanglier, c' est le renvoyer chez lui. [2.415 #3031]
Poursuivre un sanglier le soir ne sert qu' à le faire rentrer dans son repaire (litt. le renvoyer chez lui). [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des fainéants et des mauvais sujets. [2.415 #3031] | ||||||||||||||||||||
Proverb 35 | Maso mahita tsy mitondra mody. [1.147 #M86, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Proverb 36 | Mitafa amy ny mpanana, ka raha mody dia Mitafa amin' ny mpanana, ka raha mody dia Mitafa amin' ny mpanana ka raha mody | ||||||||||||||||||||
French translation | Pauvre qui perd son temps à bavarder avec les riches : quand il rentre chez lui, le malheur l' attend pour l' accabler. [2.415 #2538] | ||||||||||||||||||||
Proverb 37 | Mitaitay ho any Ilafy, ka mody alina. [2.415 #3041] | ||||||||||||||||||||
French translation | Être pressé d' aller à Ilafy et n' être pas pressé de rentrer. [2.415 #3041] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des rendez-vous des libertins. [2.415 #3041] | ||||||||||||||||||||
Proverb 38 | Mody adala, ohatra ny jiolahy homana anana. [2.653]
Mody adala ohatra ny jiolahy homan' anana. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Proverb 39 | Mody amy ny laoniny, ohatra ny andevolahy verin-trosa. [2.653]
Mody amin' ny laoniny hoatry ny andevolahy verin-trosa. [2.415] Mody amin' ny laoniny ohatra ny ankizilahy verin-trosa. [2.558] | ||||||||||||||||||||
French translation | Qui est dans l' ordre et selon la justice comme un homme devenu esclave pour dettes. [2.415 #577] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | On pouvait perdre sa liberté quand on ne payait pas ses dettes ; ce proverbe se disait toutes les fois qu' une affaire était remise en ordre. [2.415 #577] | ||||||||||||||||||||
Proverb 40 | Mody an-tanindrazana, toy ny andevolahy lany harena. [2.415 #578, 2.653 #1936] | ||||||||||||||||||||
French translation | Revenir dans le domaine de ses ancêtres comme un esclave qui a fait faillite. [2.415 #578] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Il sera obligé de demeurer esclave ; le proverbe se disait de ceux qui retombaient dans leur malheureux état antérieur. [2.415 #578] | ||||||||||||||||||||
Proverb 41 | Mody an-trano ohatra ny voro-damba Mody an-trano, toy ny voro-damba | ||||||||||||||||||||
Proverb 42 | Mody bado Mody bado, tahaka ny jiolahy. [2.653 #1938] | ||||||||||||||||||||
Proverb 43 | Mody fetsy marary, toy ny | ||||||||||||||||||||
Proverb 44 | Mody lesoka hihinanana ny kitozan' ny marary. [2.558 #2546] | ||||||||||||||||||||
Proverb 45 | Mody mandefitra (tsara imaso) kanjo handrobo. [2.558 #2547] | ||||||||||||||||||||
Proverb 46 | Mody | ||||||||||||||||||||
Proverb 47 | Mody mandry. [2.415 #2887] | ||||||||||||||||||||
French translation | Mourir, c' est retourner dormir. [2.415 #2887] | ||||||||||||||||||||
Proverb 48 | Mody ny manina fa ny to-fo lasa-davitra. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Proverb 49 | Mody ratsy ohatra ny mofon' Ikotohova. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Proverb 50 | Mody tsy sahy, kanefa mitady mizana mahiratra. [2.165 #1183]
Mody tsy sahy, kanjo mitady mizana mahiratra. [2.653 #1943] Mody tsy sahy kinanjo mitady mizana mahiratra. [2.558 #2551] | ||||||||||||||||||||
French translation | Faire semblant de ne pas vouloir (faire marché), et cependant chercher une balance juste. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 51 | Mody tsy sompatra, kanefa mangalatra ny akondron' ny marary. [2.165 #430]
Mody tsy sompatra, kanjo mangalatra ny akondron' ny marary. [2.653 #1944] Mody tsy sompatra nefa mangalatra ny akondron' ny marary. [2.558 #2552] | ||||||||||||||||||||
French translation | Faire semblant de ne pas être méchant et pourtant voler les bananes d' un malade. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 52 | Mody tsy taitra nefa ny mason' ny mpilefa mba fantatra ihany. [2.558 #2553] | ||||||||||||||||||||
Proverb 53 | Mody tsy tia, koa lefaka. [2.165 #191] | ||||||||||||||||||||
French translation | Paraître ne pas aimer, et être passionné. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 54 | Mpantsaka vaky siny: ny siny vaky leoko ihany, fa ity hitondra voro-damba lena mody no tsy toha. [2.653]
Mpantsaka vaky siny : ny siny vaky leoko ihany, fa ny mitondra voro-damba lena no tsy tanty. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Proverb 55 | Mpihaingo maloto trano : mody vao manana ny simba. [2.558 #2619]
Mpihaingo maloto trano : mody vao simba. [2.415 #2447, 2.653 #1982] | ||||||||||||||||||||
French translation | Élégant, dont la maison est sale : en rentrant chez lui, il salit ses vêtements. [2.415 #2447] | ||||||||||||||||||||
Proverb 56 | Ny akoho novonoina no mody latsa, ary ny atao no manebaka. [2.558 #2842]
Ny akoho novonoina no mody latsa, ary ny atao no tonga adidy. [2.165 #145, 2.415 #6481] | ||||||||||||||||||||
French translation | La poule tuée devient un sujet de blâme, et ce qu' on a fait est blâmé. [2.415 #6481]
Le poulet tué devient un sujet de reproches, et ce qu' on a fait est blâmé. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 57 | Ny anankiray tambatambazan-kambakaina, fa ny iray hodian-tsy hita nefa lalaina. [2.558 #2866]
Ny anankiray tambatambazan-ko ambakaina; ary ny anankiray hodian-tsy tiana, nefa lalaina. [2.653 #2150] Ny iray tambatambazan-kambakaina, ny iray mody tsy | ||||||||||||||||||||
French translation | On cajole l' un pour pouvoir mieux le tromper, et l' on fait semblant de ne pas aimer l' autre pour provoquer une affection plus grande. [2.165 #504]
On caresse l' un pour mieux le tromper, et l' autre fait semblant de ne pas être aimé pour l' être davantage. [2.415 #4935] | ||||||||||||||||||||
Proverb 58 | Ny anatra, vahiny : tiana, mody mandry ; tsy tiana, mitampody. [2.165 #1588, 2.415 #6521, 2.653 #2157] | ||||||||||||||||||||
French translation | Les conseils sont comme des hôtes : quand ils se voient bien accueillis, ils couchent ; sinon ils s' en retournent. [2.415 #6521]
Les conseils sont comme des voyageurs (ou des étrangers): si on les accepte, ils logent chez vous; si on ne les aimes pas, il s' en vont chez eux. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | On n' est pas obligé de suivre les conseils et les avis. [2.415 #6521]
On peut les accepter ou les rejeter. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 59 | Ny andraso andraso manariva ny mody. [1.1]
Ny takariva no mahatonga ny alina; ny sangy mahery no mahatonga ny ady ; ny "andraso kely" no Ny takariva no mahatonga ny alina, ny sangy no miteraka ny ady, ny andraso kely no | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Ny hataka andro lava, ny fampiandrasana ary ny fiolakolahana dia mahatonga ho tratra hariva nony hody (tokony hotsorina izay fanapahankevitra raisina). [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | Le crépuscule amène la nuit ; la plaisanterie trop forte engendre les disputes; le attendez un peu, retarde jusqu' au soir; l' oubli fait perdre les paquets. [2.415 #6244]
Le soir appelle la nuit ; les familiarités excessives engendrent les querelles ; les fréquents délais épuisent la journée ; les oublis causent la perte des bagages. [2.974 #274] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Une petite cause a de grands effets. [2.415 #6244] | ||||||||||||||||||||
Proverb 60 | Ny Ny | ||||||||||||||||||||
French translation | Cesser de frapper avec la hache, mais frapper d' autant plus fort sur la téter avoir l' intention de chasser (ou renier) quelqu' un et lui dire pourtant: "Restez donc ici chez votre protecteur" . [2.165]
On a cessé de frapper avec la hache mais on frappe plus fort sur la tête ; on veut chasser quelqu'un et on lui dit : demeurez ici à côté de votre protecteur. [2.415 #819] | ||||||||||||||||||||
Proverb 61 | Ny fitia no tsy ananana ka ny mody no | ||||||||||||||||||||
Proverb 62 | Ny fitia tsy fanao mody voky, na mody iavonana toa varin' amboa mahamay. [2.558 #3003] | ||||||||||||||||||||
Proverb 63 | Ny handry mody voky, fa ny adala homana ihany. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French translation | Les intelligents font semblant d' avoir assez, mais les nigauds continuent à manger. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 64 | Ny hazo no lavo, ny | ||||||||||||||||||||
French translation | Si l' arbre est abattu c' est que le manche de la cognée a pris parti contre lui. [2.415 #1117] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des parents qui prenaient parti contre leurs parents ; et de ceux qui faisaient pénétrer les ennemis ou les voleurs dans le village. [2.415 #1117] | ||||||||||||||||||||
Proverb 65 | Ny manam-panahy mody voky, fa ny adala homana ny anjaran' ny sasany. [2.653]
Ny manam-panahy mody voky, fa ny adala mandrapaka ihany. [2.974 #386, 2.653] | ||||||||||||||||||||
French translation | L’homme sensé sait s’arrêter à temps ; l’insensé engouffre sans retenue. [2.974 #386] | ||||||||||||||||||||
Proverb 66 | Ny mody mandry sy ny mitampody : ny mody mandry misimisy kokoa. [2.558 #3153, 2.653 #2352, 2.165] | ||||||||||||||||||||
French translation | De coucher en route ou de revenir le même jour, il vaut mieux coucher en route. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Cela montre qu' on n' est pas trop pressé de rentrer, et le voyage entrepris aura peut-être plus de résultats. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 67 | Ny voky tsy manan-tsisa isan' ny noana; ny mody tsy manao veloma naman' ny tezitra. [2.653 #2489] | ||||||||||||||||||||
Proverb 68 | Njola mangala-katsaka, ka mitifitra ny main-dambana halaina. [2.558 #2802]
Njola mangala-katsaka : mody tsy mijery, kanjo mitily ny main-dambana. [2.165 #2051, 2.415 #4311] Njola maso nangala-katsaka. [2.415 #5711] | ||||||||||||||||||||
French translation | Louche qui vole du maïs. [2.415 #5711]
Un homme qui louche volant du maïs : il fait semblant de ne pas regarder, et cependant il cherche les épis bien mûrs. [2.415 #4311] Un loucheur volant du mais: il paraît ne pas regarder, et pourtant il cherche les épis bien mûrs. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Ce proverbe signifiait que le louche qui vole du maïs regarde de côté, car il a toujours peur d'être surpris. C' était une croyance supertilieuse que les louches étaient voleurs de maïs. [2.415 #5711] | ||||||||||||||||||||
Proverb 69 | |||||||||||||||||||||
Proverb 70 | Omena mody voky, kanefa | ||||||||||||||||||||
French translation | Difficile à contenter : si on lui offre de la nourriture, il refuse sous prétexte qu' il est rassasié, et puis il va voler des mets pour les manger en cachette. [2.415 #1532]
Faire semblant d' être rassasié quand on vous offre à manger, et pourtant dérober de la nourriture ensuite. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des enfants, des subordonnés, des esclaves volontaires et difficiles. [2.415 #1532] | ||||||||||||||||||||
Proverb 71 | Rafotsibe lavo an-tambiazina, ka raha tafarina Rafotsibe lavo an-tambiazina: lavo, manao an-tora-body; miarina, Rafotsibe lavo antambiazina: raha tafarina mitsimpona tsindretra. [1.1] Rafotsibe lavo an-tambiazina : raha tafarina, Tahaka an-dRafotsibe lavo an-tambiazina : raha tafarina, | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Enti-milaza olona azon' ny fahavoazana mafy, ka raha afaka avy ao aza, mbola tsy ambinina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | C' est comme la vieille qui est tombée dans de l' eau ferrugineuse : quand elle se relève, au lieu de penser à sa chute elle ramasse des larves de libellules. [2.415 #1934]
Vieille qui est tombée dans de l' eau ferrugineuse : une fois tombée elle s' assied ; quand elle se relève, elle attrape des larves de libellules, et de retour chez elle les fait griller pour les manger. [2.415 #1893] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Ce proverbe se moquait des vieilles à courte vue, aux idées étroites. [2.415 #1893]
Se disait des petites idées et courtes vues. [2.415 #1934] | ||||||||||||||||||||
Proverb 72 | Raha fanambadiana tsy ho raikitra, Raha fanambadiana tsy ho vanona, andeha mody hamelon-jaza. [2.415 #1399] Raha fanambadian-tsy ho vanona, aleo mody hamelon-jaza. [2.165 #1835] Raha fanambadian-tsy ho vanona, andeha mody hamelon-jaza. [2.558 #3563, 2.653 #2646] | ||||||||||||||||||||
French translation | Si notre mariage ne doit pas être plus stable et si notre ménage ne doit pas mieux marcher, allons-nous en à la maison de nos parents élever nos enfants. [2.415 #1399]
Si votre second mariage ne va pas, il vaut mieux retourner chez vous élever le ou les enfants (de votre premier mariage). [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Paroles de la femme qui voulait échapper à la tyrannie d' un mari exigeant, et retourner chez ses parents ; sens plus général : occupons-nous d' une affaire plus utile. [2.415 #1399] | ||||||||||||||||||||
Proverb 73 | Raha tsy hety ny atao, ny tain' akoho aza maha-tafintohina, ny patsa iray tsy omby vava ; ary raha hety kosa ny atao, ny saobakaka aza Raha tsy mety ny atao, tain' akoho aza | ||||||||||||||||||||
French translation | Si l' entreprise ne doit pas réussir, une fiente de poule suffit pour faire trébucher et une chevrette est trop grosse pour la bouche ; si au contraire, elle doit réussir il suffit d' un crapaud pour arroser les pépinières de riz et une souche d' arbre retirée des rizières se change en esclave. [2.415 #2239] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Un rien suffit lorsque la destinée est de réussir. [2.415 #2239] | ||||||||||||||||||||
Proverb 74 | Rano antsakaina mody ventiny. [2.415 #938, 2.653 #2754, 2.165]
Rano antsakaina mody ventiny, fa tonga ny fanambinana. [2.558 #3705] | ||||||||||||||||||||
French translation | De l' eau puisée devient quelque chose de substantiel, pour ceux qui savent en tirer parti. [2.165]
Eau puisée, devient un bien solide. [2.415 #938] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Allusion à la mère qui en buvant superstitieusement de l'eau, a obtenu l' enfant quelle désirait ; se disait des faveurs obtenues, des bonnes aubaines. [2.415 #938] | ||||||||||||||||||||
Proverb 75 | Rembin' akoho, tsy mitondra mody. [1.147 #R46] | ||||||||||||||||||||
Proverb 76 | Ro very tsy mody aby. [1.147 #R49] | ||||||||||||||||||||
Proverb 77 | Sakalava very omby: ny any ny tena hita no entina. [2.653 #2832]
Sakalava very omby, ny an' ny tena hita no enti-mody. [2.558 #3801] | ||||||||||||||||||||
Proverb 78 | |||||||||||||||||||||
Proverb 79 | Takatra mody hariva ka samy may amin' ny mahamay azy. [2.558 #4004] | ||||||||||||||||||||
Proverb 80 | Takatra nahazo nofon-kena, ka ny rahalahy ihany no mody fahavalo. [2.415 #5410, 2.558 #4005, 2.653] | ||||||||||||||||||||
French translation | Oiseau takatra qui tient un morceau de viande : c' est un frère qui devient un ennemi. [2.415 #5410] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait de deux parents ou amis qui se brouillent pour une question d' intérêt. [2.415 #5410] | ||||||||||||||||||||
Proverb 81 | Toy ny tongo-bakivaky, sady maharary no mahamenatra. [2.415 #1719]
Toy ny tongo-bakivaky : sady manaintaina no mahamenatra, alana ny loto vao mitondra fasika mody. [2.558 #4328] Toy ny tongotra vakivaky: sady maharary no mahamenatra. [2.165 #2074] Tongo-bakivaky, ka sady maharary no mahamenatra. [2.558] Tongo-bakivaky sady maharary no mahamenatra. [2.415 #5311, 2.653 #3135, 1.1] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Ilazana toetra ratsy izay sady ahitam-pahavoazana ho an' ny ankohonana no mahafa-baraka amin' ny any ivelany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | C' est comme les pieds gercés, cela fait mal et cela fait honte. [2.415 #1719]
Comme des pieds tout crevassés, c' est douloureux et honteux en même temps. [2.165] Les pieds qui se fendillent ne font pas seulement mal, mais encore il donne de la honte. [2.415 #5311] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait de ce qui donne de l' inquiétude et de la honte, par exemple une affaire entreprise et qui n' est pas achevée. [2.415 #5311]
Se disait des malheurs qui étaient occasion de honte. [2.415 #1719] | ||||||||||||||||||||
Proverb 82 | Tolon' ombiny Manendy: masoandro no fetra. [2.653 #3114]
Tolon' ombin' ny Manendy, ka ny masoandro mody no fetrany. [2.558 #270] Tolon' ombin' ny Manendy : masoandro no fetra. [2.415 #3521] | ||||||||||||||||||||
French translation | Courses de boeufs des Manendy : cela dure toute la journée tellement ils s' y passionnent. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Proverb 83 | Tsy Tsy | ||||||||||||||||||||
French translation | C' est une chose inconvenante, comme le fait de se couvrir la tête le soir : le mieux c' est de rentrer chez soi. [2.415 #173] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Il faut laisser aux sorciers cette habitude de sortir la nuit et de se couvrir la tête. [2.415 #173] | ||||||||||||||||||||
Proverb 84 | Tsy mety raha miala maina ohatra ny Tsy mety raha miala maina toy ny Tsy mety raha miala maina toy ny Tsy mety raha mody maina toy ny avy nandevina amboa. [2.558 #4654] Tsy mety raha mody maina, toy ny mandevina amboa. [2.653 #3471] | ||||||||||||||||||||
French translation | Il n' est pas convenable de s' en aller les mains vides comme lorsqu' on a enterré un lépreux (ou: un chien). [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Aux ensevelissements de gens qui se respectaient, il y avait toujours une distribution d' argent (le "ala fady") et de viande de bœuf. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 85 | Tsy mety rahany haviany no mody havanany. [2.415 #868, 2.558 #4658, 2.653 #3473]
Tsy mety raha ny havia no mody havanana. [2.165 #1486] | ||||||||||||||||||||
French translation | Il ne convient pas que la gauche devienne la droite. [2.415 #868]
Il ne faut pas que la gauche prétende être la droite. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Que chacun reste à sa place. [2.415 #868] | ||||||||||||||||||||
Proverb 86 | Valalana natono : izay tsy maty ka mody. [1.147 #V9] | ||||||||||||||||||||
Proverb 87 | |||||||||||||||||||||
Proverb 88 | Voay mahita antsantsa : manano mody maty. [1.147 #V76] | ||||||||||||||||||||
Proverb 89 | Zaza mifo-delo ka mody an-toerana amin' ny tompony. [2.415 #2759] | ||||||||||||||||||||
French translation | Enfant qui renifle : la morve revient à son maître. [2.415 #2759] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Nous sommes responsables de nos actions et nous avons à en subir les conséquences. [2.415 #2759] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||
![]() |