|
|
|
|

Entry1  mahatonga (tonga)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Afaka hitondra: Tsy mahatonga io vata mavesatra io hatrany an-tsena aho 4  Ampy mba hahatongavana: Ariary zatovao mahatonga any Ambatolampy rehefa Asabotsy 5  Miteraka, mahavoa: Mahatonga aretin-kibony voankazo manta 6  Mampanjary: Ny fiarahan' ny zanakao amin' ny naman-dratsy no nahatonga azy ho maditra [1.1]7  miteraka [1.13]
Explanations in English  8  to bring to, to cause to come, to make to be [1.2#661]
Explanations in French  9  Porter à, conduire jusqu’à, faire devenir, rendre, causer, suffisant pour porter: Tsy nahatonga ny entana hatreto aho (Je n'ai pas pu porter le paquet jusqu’ici) ~ Tsy nahatonga ilay olona aho (Je n'ai pas pu conduire cet homme) ~ Ny fianarana no nahatonga ny zanakao ho hendry (L'étude a rendu votre enfant sage) ~ Mahatonga aretina ny fahalotoana (La malpropreté cause des maladies) ~ Tsy mahatonga any Mojanga ity vola ity (Cet argent ne suffit pas pour arriver jusqu'à Mojanga) ~ Tsy mahantonga entana ity bao ity (Ce bois ne suffit pas pour porter le paquet) [1.3#724]10  provoquer [1.13]
Examples  11  Inona moa no mahatonga izany? [2.59#]
12  Izany no mahatonga ny tanimbary ho tototra atsanga. [2.117#]
13  Ka mahatonga anay ho amin' ny anton-dianay androany. [2.245#]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word mahatonga

Anagrams  19  mahatango, mahatonga, mangataho

Updated on 2023/01/20