|
|
|
|

Entry1  tanindrazana
Elementary words  2  tany, razana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Tany niavian' ireo razana ary ilevenany: Entina any an-tanindrazana ny taolambalon' ny olona maty any an-tany hafa [1.1]
Explanations in English  5  the family's ancestral land; one's home country; the fatherland [1.7]
Explanations in French  6  La patrie, la terre des ancêtres [1.3]
7  le domaine familial; le pays d'où l'on vient; la patrie [1.8]
Examples  8  Manina ny tanindrazana aho izany! [2.470]
9  Hitanao izao fahasahiranan' ny tanindrazana noho ny ady izao. [2.472]
Compound words 
Titles 
Proverbs  13  Proverbs containing the word tanindrazana

Updated on 2023/10/21