Entry | 1 endy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fandrahoan-kanina maina tsy misy rano fa asiana menaka: Tsara endy ve ny hena, rankizy? [1.1] |
Explanations in English |
4 anything fried [1.7] |
Explanations in French |
5 friture, grillade [1.3#125, 1.8] 6 rôti, torréfaction [1.3] |
Examples |
7 Hanina mantamanta rehefa avy nafanafanaina, atao lamolety, ahandroina amin' akorany, vakina fotsiny dia atao endy manta-manta. [2.332] |
Vocabulary |
8 Economy: food |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word endy |
Updated on 2023/06/21 |