|
|
|
|

Entry (1/2)1  tena
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  vatana [Taisaka] [1.78]4  Ilazana ny olona raha miteny momba azy ihany na manao asa ho azy ihany izy: Mihevi-tena ho tapi-pahaizana Rangahy io ~ Namono tena, hono, Rabe ~ Tsy naniraka olona izy fa ny tenany mihitsy no tonga 5  Ny vatana: Mararirary be ihany ny tenako rehetra 6  Ny maha-izy ny zavatra iray; ny votoatin-javatra iray: Azo sarahina roa ny tenan' ny rano [1.1]
Explanations in English  7  the self; the very thing; the body [1.7]
Explanations in French  8  soi-même; le corps; la chose même [1.8]
Morphology 
9  Simple :
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Names :
Compound words 
Proverbs  56  Proverbs containing the word tena

Entry (2/2)57  tena
Part of speech  58  adjective
Explanations in Malagasy  59  Tokoa, marina, mihitsy: Tena volamena ity fa tsy ankosotra akory [1.1]
Compound words 

Anagrams  61  enta, tañe, tena

Updated on 2023/08/11