Entry (1/5) | 1 tsara |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Mahafinaritra jerena: Tsara izany raha trano 4 Manana toetra maha-izy azy: Fanjaitra tsara 5 Manana toetra takin' ny raharahany, mahafatra-po: Mpampianatra tsara; renim-pianakaviana tsara 6 Manana ny toetra ilaina ara-pitondran-tena; tsy misy hokianina: Olona tsara Rakoto 7 Vita tomombana ka mahatonga higàga; kanto: Tsara izay lahateny nataon-dRakoto izay! 8 Soa, mahasoa: Tsara ny hevitra nomeny ahy 9 Mahomby, mahasoa, misy vokany: Fanafody tsara; famaizana tsara 10 Mety: Tsara ny mangina raha misy miteny [1.1] |
Explanations in English |
11 good; well [1.7] |
Explanations in French |
12 bon [1.3#753, 1.8] 13 qui a de bonnes qualités, beau [1.3#753] 14 bien [1.8] |
Examples |
15 Dia nivady nifanara-draharaha tsara Andrianarisaina sy Rafotsiarifanahy, fa nitovy saina. [2.293] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Titles |
|
Proverbs | 48 Proverbs containing the word tsara |
Entry (2/5) | 49 tsarà |
Part of speech | 50 imperative of adjective |
Explanations in French |
51 soyez bon [1.3] |
Compound words |
|
Tables and plates |
53 All the adjective imperatives |
Entry (3/5) | 54 tsara |
Part of speech | 55 noun |
Explanations in Malagasy |
56 Fanaovana izay hahafantarana ny marina, ny rariny; famakafakana sy fandanjalanjana atao mba hanavahana ny marina sy ny diso, ny tsara sy ny ratsy; fanapahana, fanelanelanana amin' ny olona miady. [1.1] |
Explanations in French |
57 jugement [1.3#753] |
Derivatives |
|
Entry (4/5) | 60 tsara |
Part of speech | 61 noun |
Explanations in Malagasy |
62 teny, resaka [Bara]
[1.78] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (5/5) | 65 tsara |
Part of speech | 66 noun |
Explanations in French |
67 (sens général : bon, beau). Arbre à bois gris, peu durable, se détériorant à l'humidité. On en fait cependant des planches. Non identifié. [Bezanozano]
[1.196] |
Vocabulary |
68 Botany |
Anagrams | 69 satra, tarsa, tsara, tsarà, satra, tarsa, tsara, tsarà |
Updated on 2023/08/11 |