|
|
|
|

Entry (1/2)1  Ilafy
Root  2  i
Elementary words  3  lafy
Part of speech  4  name (toponym)
Vocabulary  5  Geography: towns
Tables and plates  6  Full list

Entry (2/2)7  Ilafy
Root  8  i
Elementary words  9  lafy
Part of speech  10  name (toponym)
Explanations in Malagasy  11  havoana misy tanàna mifono ala tompontany azay 10 km avaratr' Antananarivo, amin-ny arabe mankany Ambohimanga saingy mihataka kely ary ambony atsinanana. Ny renirano Mamba no mandalo ery ambany avarany. Eo amin-ny 1400 m ny haavony. Ny aviavy sy amontana hazon-Andriana dia midoroboka be mahafinaritra. Misy toerana maromaro fitazantazanana manala sorisory eo, indrindra fa ilay ahatsinjovana an-Antananarivo, Ambohidrabiby, Ambohimanga, Ambohidratrimo, ets. Isan-ny Tendrombohitra masina Roambinifolo izy... [1.10]
Explanations in French  12  Village sis sur une colline boisée à 8 km. au nord de Tananarive, chef-lieu d'un canton de 7.440 habitants (arrondissement de Sabotsy-Namehana, sous-préfecture de Tananarive-banlieue), et où se trouve un trano manara (ancien palais). Au pied de cette colline fut enseveli, dans la nuit du 11 mai 1863, après le régicide, le corps du roi Radama II: le cortège funèbre nocturne était composé de quatre officiers et de vingt soldats sous la conduite du 15-honneurs Rainitotozy. [1.11]
Examples  13  Dia nihevitra fa mety raha makarivotra ao ilafy; [2.59]
14  Nampiantsoiny hifanatrika aminy, hokabarina teny Ilafy. [2.298]
Vocabulary  15  Geography: towns
16  History: places
Proverbs  17  Proverbs containing the word Ilafy
Tables and plates  18  Full list
Illustrations 
19 
20 

Anagrams  21  alify, filay, Ilafy

Updated on 2021/05/23