|
|
|
|

Entry1  lena
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Nilatsahan' ny rano ka manda, vonton' ny rano, kotsa: Tratran' ny orana aho ka lena ny akanjoko [1.1]
Explanations in English  4  wet, moist [1.7]
Explanations in French  5  humide, mouillé [1.8]
Examples  6  Mangeroka mihinan-tenda mantsy ny viha raha lena. [2.472]
7  Izany indrindra no nahatonga azy tsy hihafahafa ka hivary lena amin' ireto namany ireto. [2.470]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Analogs  13  manda, petsa, poretsaka, vonto, bibaka, hetsaka, hotsaka, fetsaka, loditra, kotsa, ditsaka, tantera-drano, mitsoitsoy, mitera-drano, mitsi-drano, malana, malamalana
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  19  Proverbs containing the word lena

Anagrams  20  lane, lena

Updated on 2023/08/11