|
|
|
|

Entry (1/2)1  vahiny
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  olona avy any amin' ny tany hafa, tsy tompontany: Mahazo monina tsara eto ny vahiny raha tsy voatohintohina ny fiandrianom-pirenentsika 4  Olona tonga mitsidika ao an-tokantrano ka raisina sy omen-tsakafo: Andeha hanokombary ho an' ny vahiny aho aloha [1.1]
Explanations in English  5  a stranger, a foreigner, a guest [1.7]
Explanations in French  6  étranger; hôte [1.8]
Examples  7  Diniho ange, mankafy ny dihy vahiny ny tanora. [2.445#]
8  vahiny marina izahay, vao tonga avy any atsimo. [2.270#]
9  Nisy vahiny tsy fantatra izay tonga taminy teto. [2.472#]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word vahiny

Entry (2/2)18  vahiny
Part of speech  19  noun vahy and pronoun
Explanations in Malagasy  20  tsorian-javatra hita mazava tsara, hita amin' ireo teny toy ny hoe: vahindanitra, vahindroroha [1.1]
Compound words 

Anagrams  22  haviny, vahiny

Updated on 2023/10/18