|
|
|
|

Entry1  ratsy
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Tsy tsara tarehy, mahasosotra ny mijery azy: Ratsy ny satroko noho ny anao
4  Tsy manan-toetra tsara, tsy mamy, tsy mahasalama, tsy manjary...: Ratsy izany mofo izany
5  Ratsy ity trano ity fa sady maizimaizina no tsy mahazo rivotra
6  Olona fatra-panimba ny sasany, mamohehatra: Tsy sahy mandeha amin' ity lalana ity aho fa be olon-dratsy, hono, eto ho eto. [1.1]
Explanations in English  7  bad; wicked [1.7]
Explanations in French  8  mauvais [1.3#516, 1.8]
9  méchant, de mauvaise qualité, nuisible, laid, vilain [1.3#516]
Examples  10  Ary ny alarobia, tonon' andro ratsy; [2.48]
11  Niteny ratsy tamiko izy, hoy Feno. [2.472]
12  Tsy nitsahatra teo anefa ny asa ratsin-dRakoto. [2.285#285]
13  Ka inona no tetik' ady ratsiny, araka ny voalaza taminao? [2.643#187]
14  Maty I Solo, maty noho ny anjara ratsin' ny fianakavianay. [2.472#162]
15  Nefa tsy afa-maina fa ahazoanao dimam-polo miampy izay valisoa omen' ny mpividy ity nama-ratsinao. [2.323#8]
Morphology 
16  Simple :
17  Prefixed :
Derivatives 
18  Active verbs :
19  Passive verbs :
20  Relative verbs :
21  Names :
22  Adjectives :
Analogs  23  ratsiratsy, tsizarizary, tsy tsara, tsy manahoana, eo ho eo, benahoana, tsy vanona, tsy mahomby, tsy manjary, fatritran-javatra
Compound words 
Phytonyms 
Ethnonyms 
Proverbs  52  Proverbs containing the word ratsy

Anagrams  53  ratsy, satry

Updated on 2023/05/15