Entry | 1 vilany |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatra fandrahoantsakafo, mety ho vy na tany: Ny vilany tany izay natokana ho fandrahoan-daoka dia natao hoe "nongo". [1.1] |
Explanations in English |
4 a cooking pot, a kettle or casserole [1.7] |
Explanations in French |
5 marmite [1.3, 1.8, 1.13] 6 pot, casserole [1.8] |
Examples |
7 Rehefa nitatao vovonana ny andro, dia tafaverina izy mianaka, ka samy navesatra nitondra fotsimbary sy vilany ary vilia sy sotro; [2.324] 8 "hetsehina kely ny vilany|bilany angalana ny ao am-vilany|bilany ho any ny olona maikia handeha [2.48] 9 Raha mbola tsy maimbo tsilo akory ny vilaninareo, dia hindaosin'ny oram-baratra ireny, na ny lena na ny maina. [2.996] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word vilany |
Article |
21 Randzavola: vilany ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 22 valiny, vilany, vinaly, viñaly |
Updated on 2023/06/13 |