Entry (1/3) | 1 andro |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 masoandro, orana: Avy ñy andro [Bara]
[1.78] 4 Fotoana manelanelana ny misasak' alina anankiroa, na hoe adiny efatra amby roapolo: Nipetraka roapolo andro tany Antananarivo izahay 5 Ny fotoana anazavan' ny masoandro ny tany, izany hoe ny fotoana manelanelana ny fipoirany sy ny filentehany, na hoe adiny roa ambin' ny folo (mifanohitra amin' ny alina): Fohy ny andro rehefa ririnina, fa ny alina kosa lava 6 Taratry ny masoandro: Misakisaha fa tratran' ny andro ianao eo 7 Fotoana nisehoan-java-dehibe, na nanjakana mpanjaka malaza iray: Amin' izao andron' ny baomba atomika izao ~ Efa nanomboka ny fandrosoana tamin' ny andron-dRadama rainy 8 Ny fiainan' ny olombelona eto an-tany: Fohy ny andron' ny zanak' olombelona, hoy ny Soratra Masina 9 Vintana: Ratsy andro, hono, itỳ zaza itỳ, araka ny filazan' ny mpanandro 10 Toetran' ny habakabaka, ny rivotra, ny hafanana sy ny hatsiaka: Tsara ny andro androany fa manga ny lanitra ~ Mangatsiaka ny andro amin' ny ririnina 11 Fotoana: Vary andro foana eto aho [1.1] |
Explanations in English |
12 the day, the daytime; a period. [Mal. hari; Dyak andow.] [1.2] 13 a day; an epoch or period 14 a great day [1.7] |
Explanations in French |
15 jour, temps [1.8, 1.5#65] 16 époque [1.5#65] |
Vocabulary |
17 Time |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Titles |
|
Proverbs | 67 Proverbs containing the word andro |
Article |
68 Randzavola: andro ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/3) | 69 andro |
Part of speech | 70 noun |
Explanations in English |
71 [1.2] |
Explanations in French |
72 action de se baigner, bain [1.3] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (3/3) | 80 andro |
Part of speech | 81 noun |
Explanations in Malagasy |
82 habokana [Taisaka]
[1.78] |
Explanations in French |
83 lèpre [Taisaka]
[1.82] |
Vocabulary |
84 Health |
Morphology |
|
Anagrams | 86 andro, droña, ndrao, ondra |
Updated on 2023/06/07 |