Entry | 1 voay |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karaza-mamba, saingy kelikely kokoa, na dia masiaka izaitsizy ihany koa aza; azo anaovana poketra na kiraro ny hodiny (hodiboay) [1.1] |
Explanations in English |
4 crocodile (an Indonesian word) [1.7] |
Explanations in French |
5 crocodile [1.54] 6 crocodile (mot indonésien) [1.8] |
Vocabulary |
7 Zoology: reptiles, amphibians |
Synonyms | 8 fanantily, bemiohara, mavotay, ngetry, mamba, trimo, vily, voae |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Titles |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word voay |
Illustrations |
|
Anagrams | 18 avoy, ovay, voay |
Updated on 2020/07/31 |