Entry | 1 haza |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Izay azo amin' ny fanenjehana na fisamborana biby dia na amin' ny fanjonoana: Inona avy ny haza nentinareo 4 Izay azon' ny biby dia eny am-pirembena hataony sakafo: Ny amboadia mitondra ny hazany any anaty zohy. [1.1] |
Explanations in English |
5 a chase, a hunt, game; spoil taken in hunting, as different from what is entrapped, ensnared, or shot [1.2] 6 something gotten by hunting or fishing, game [1.7] |
Explanations in French |
7 pêche au filet ; chasse. [Tankarana]
[1.19] 8 butin de la chasse, produit de la pêche [1.8] |
Examples |
9 Raha misy mahazo haza toy ny akanga, foza ets. [1.436#] 10 nahazo haza indray izy roa lahy, ka nasain'ny liona nozarain' ny ampondra. [2.293#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word haza |
Article |
19 Randzavola: haza ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 20 haza, zaha |
Updated on 2022/07/30 |