|
|
|
|

Entry1  mihaino (haino)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Manongilan-tsofina mba handre: Misy mihaino antsika fa aza miteny mafy 4  Manaraka, manaiky: Hihaino ny teniko ihany hay ianao! [1.1]
Explanations in English  5  to hearken, to hearken to, to listen, to obey. [1.2]6  to listen to [1.7]
Explanations in French  7  Ecouter, prêter l’oreille, exaucer: Misy mihaino anao (Quelqu’un vous écoute) ~ Nihaino ny fangataliako izy (Il a exaucé ma demande) [1.3]8  écouter [1.8]
Examples  9  Lasa nivoaka Rainimavo nihaino sady nitsinjotsinjo. [2.324]
10  Tany am-pandriana Rainitoandro no nihaino ny hafalian-janany. [2.470]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word mihaino

Anagrams  18  amihino, ihamino, mihaino

Updated on 2023/10/18