Entry | 1 hazo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Anarana itambaran' ireo zavamaniry misy tahony vaventy sy makadiry: Betsaka ny hazo fa ny hazo fihinam-boa no tiako indrindra 4 Mafy tsy azo alefitra, mahia kaozatra [1.1] |
Explanations in English |
5 a tree or shrub; wood of all kinds 6 fig. hard. [mal. Kayu.] [1.2] 7 a tree; wood [1.7] |
Explanations in French |
8 bois [1.8, 1.13] 9 un arbre [1.8] 10 arbre [1.13] 11 (toute l'île) (du dayak, kayu, batak, hayu, etc. ; on peut trouver des mots voisins dans toutes les langues malago-polynésiennes). Nom générique des arbres et des bois qu'on en tire ; par extension tout ce qui est dur : exemple hazon-damosina (de lamosina : le dos) : la colonne vertébrale. Mot souvent employé en composition : hazo-fotsy , mitsangan-kazo-fotsy, hazo-lahy, hazo-manga. Nous écrivons ces mots composés avec un trait d'union tandis que nous écrirons en un seul mot les noms propres à une ou plusieurs espèces végétales. Le mot hazo se rencontre aussi dans de très nombreux noms de localités. [1.196] |
Examples |
12 Indro ilay trano eo anaty hazo, mangina [2.499#] 13 Avy eo, nisisika teny an' elanelan' ny hazo izy [2.117#] 14 Atsy andrefana atsy misy hazo madinidini-dravina [2.857#] |
Vocabulary |
15 Botany: (in general) |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Titles |
|
Meronyms |
|
Proverbs | 96 Proverbs containing the word hazo |
Article |
97 Randzavola: hazo ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 98 hazo, zaho |
Updated on 2023/03/20 |