Entry | 1 raikitra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Mipetaka: Efa raikitra amin' ny rindrina ny temitra ka sarotra alana 4 Vita, tapaka rehefa nodinihina sy nifenarahana: Raikitra izany ny varotra ka omeo ny vodiondrim-barotra 5 Tsy miova: Mivory amin' ny andro raikitra [1.1] |
Explanations in English |
6 sticking to; just, right, alike, agreed to, assented to. [Mal. Lekat (?).] Rekitra is used in the provinces. [1.2] 7 sticking to something; agreed to [1.7] |
Explanations in French |
8 attaché, collé [1.3, 1.8] 9 joint 10 conclu, réglé, décidé 11 conforme, juste [1.3] 12 agréé, sur quoi on est d'accord [1.8] |
Examples |
13 Saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo! [2.4] 14 Nony raikitra ny varotra dia hafatrafatra tsy misy ohatra izany no ataony: [2.470] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 21 tapaka, tarangana, vita, mandry mitsilany, mandry ivohon'ny vato, maty paika, vonobaibona, angarangidina, finari-bava |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 31 Proverbs containing the word raikitra |
Anagrams | 32 arikitra, iratrika, irikatra, raikitra, rikiatra |
Updated on 2023/06/12 |