Entry (1/5) | 1 may |
Root | 2 hay |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Voadoro, azon' ny afo: May ny tranon-dRabe [1.1] |
Explanations in English |
5 on fire [1.2, 1.7] 6 burning [1.2] 7 burnt [1.7] |
Explanations in French |
8 brûlure 9 brûlé [1.3#418] 10 qui brûle [1.8] |
Examples |
11 may hoatry ny nodoran'afo ny fony. [2.324] 12 may ny tanako (J'ai une brûlure à la main) [1.3#418] 13 may omaly ny tranony (Sa maison s'est brûlée hier) [1.3#418] 14 Misy may ny tanako (J'ai une brûlure à la main) [1.3#418] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/5) | 24 may |
Root | 25 hay |
Part of speech | 26 adjective |
Explanations in Malagasy |
27 Maika dia maika, dodona: May erý izy hankany ambanivohitra nefa ny andro ity ratsy dia ratsy [1.1] |
Explanations in English |
28 in a hurry, impatient [1.7] |
Explanations in French |
29 pressé [1.3#418, 1.8] |
Examples |
30 may aho, fa hiainga rahampitso (Je suis pressé, car je part demain) [1.3#418] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (3/5) | 33 may |
Root | 34 hay |
Part of speech | 35 adjective |
Explanations in Malagasy |
36 Sahirana izaitsizy: May aho fa marary ny zanako ~ Izay may adala [1.1] |
Explanations in French |
37 embarrassé [1.3#418, 1.8] |
Examples |
38 may aho, fa marary ny zanako (Je suis dans l'embarras, car mon enfant est malade) [1.3#418] |
Derivatives |
|
Entry (4/5) | 40 may |
Part of speech | 41 active verb |
Explanations in English |
42 mety manao; mahazo manao; enga, anie [1.17] |
Entry (5/5) | 43 May |
Part of speech | 44 noun |
Explanations in English |
45 volana fahadimy amin' ny taona [1.17] |
Vocabulary |
46 Time |
Anagrams | 47 amy, may |
Updated on 2024/08/17 |