Entry | 1 malaza |
Root | 2 laza |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 fantatran'olona betsaka hatraiza hatraiza: Olo-malaza eto amin'ny faritany Ingahy Rabehevitra 5 Fiteny amin'ny tsara na amin'ny ratsy ny hoe "malaza", saingy raha tenenina momba ny ratsy izy, dia ampiana ny mpamaritra milaza toetra hoe ratsy: Malaza ratsy itỳ toerana eto Manakambahiny itỳ [1.1#563] |
Explanations in English |
6 renowned; notorious [1.2] |
Explanations in French |
7 célèbre [1.3#395, 1.5] 8 renommé, fameux [1.3#395] 9 réputé, animé [1.5] |
Examples |
10 Iza no mpanoratra malaza fantatrao? [2.113#77] 11 Harriet Newell, Misionera malaza koa. [2.649#181] 12 Olona malaza tokoa Andrianampoinimerina. [2.332#100] 13 Izao kosa no kabary malaza nahatonga an'i Tsianolondroa. [2.298#85] |
Morphology |
|
Analogs | 17 be voninahitra, manan-daza, manehoeho, mandeha laza, manetriketrika, iray toa zato, tsy leo laza |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Titles |
|
Proverbs | 25 Proverbs containing the word malaza |
Anagrams | 26 malaza, zamala |
Updated on 2023/08/11 |