|
|
|
|

Entry (1/4)1  alina
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Arivo folo na arivo impolo; raha atao tarehimarika, dia 10.000: Dimy arivo sy telo alina ariary no vidin' itỳ tany itỳ. [1.1]
Explanations in English  4  ten thousand. [Mal. laska(?); sanscrit lasha.] [1.2]
5  ten thousand [1.7]
Explanations in French  6  dix mille [1.8]
International  7  10000 ~ 10 000 ~ 10.000 ~ 10,000 [3.1]
Examples  8  sy boriky arivo amby enina alina, [2.996]
Vocabulary  9  Mathematics: arithmetic
Derivatives 
10  Adjectives :
Compound words 
Toponyms 
Tables and plates  14  The Numbers
Article  15  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Entry (2/4)16  alina
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  fotoana tsy anazavan' ny masoandro ny tany, izany hoe hatramin' ny ilentehan' ny masoandro ka hatramin' ny iposahany indray ka itankizinan' ny tany ao anatin' ny haizina: Tonga ny alina: indreny mimpendrampendrana ny kintana eny amin' ny lanitra
19  haizina: Ao anatin' ny alin' ny tsy fahalalana [1.1]
Explanations in English  20  night, darkness, pertaining to the night. [Mal. ma'lam, mysol malch, night.] [1.2]
21  night [1.7]
Explanations in French  22  nuit [1.8]
Examples  23  aza manan'eritreritra hianao
hozaraiko ny andro sy ny alina
ka ny alina azy
ny antoandro anao
[2.131]
24  Indray alina dia nanonofy Razaimalala. [2.324]
Derivatives 
25  Active verbs :
26  Relative verbs :
27  Names :
28  Adjectives :
29  Adverbs :
Compound words 
Titles 
Proverbs  42  Proverbs containing the word alina
Article  43  Randzavola: alina ao amin' ny Baiboly (=> andro)

Entry (3/4)44  alina
Part of speech  45  adjective
Explanations in Malagasy  46  lany andro, very fotoana, tratra aoriana: Alina foana eo ianao raha hiandry azy [1.1]
Explanations in French  47  qui est en retard, surpris par la nuit; qui se fatigue en vain: Alina foana eo hianao (Vous n'en viendrez pas à bout) [1.3]
Derivatives 
48  Passive verbs :
49  Names :
50  Adjectives :
51  Adverbs :
Compound words 

Entry (4/4)53  alina
Part of speech  54  noun
Explanations in English  55  provincial for adina [Provincial] [1.2]

Anagrams  56  Alain, alain', alina, anila, ilana, laina, lania, liana

Updated on 2023/07/19