Entry (1/2) | 1 bado |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Kely saina, donto saina, tsy ampy fiheverana, mora ambakaina. (Araka izany, dia tsy azo atao hoe bado ny tsy nahita fianarana fotsiny, satria mety ho manan-tsaina tokoa izy, fa ny fianarana no tsy hitany): Bado koa izany raha olona, itỳperatra volamena itỳ,' dia natakalony akanjo marevaka be soratra [1.1] |
Explanations in English |
4 stupid; illiterate [1.7] |
Explanations in French |
5 qui a l'esprit obtus, un peu bête [1.3] 6 stupide; illettré [1.8] |
Examples |
7 Lehibe Rasendrasoa, bado tokoa sady lava no vaventy: [2.48] 8 Tsy te hiseho ho bado velona loatra izy, na dia nanitikitika azy aza ny eritreriny. [2.470] |
Derivatives |
|
Analogs | 14 tsotra loatra, tsobe, mora amidy, olom-be, tsy mahay olakolaka, mifanahin-jaza bado |
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word bado |
Entry (2/2) | 17 bado |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in French |
19 nom d'une espèce de serpent; sorte de boa. [Tankarana]
[1.19] |
Vocabulary |
20 Zoology: reptiles, amphibians |
Anagrams | 21 bado, boda, dabo-, doba |
Updated on 2023/10/24 |