Entry | 1 Ikala |
Part of speech | 2 name (anthroponym) |
Explanations in Malagasy |
3 Teny entina milaza zazavavy ka: 1) tononina mialoha ny anarany: Tsy hita ny nalehan' Ikala Soa, nefa tadiavin-dreniny izy; 2) atao eo alohana mpamaritra anarana mamingavinga ka entina maneso na manompa: Ikala adala, Ikala tsy mahita ny viliany iny! [1.1] |
Explanations in English |
4 a girl, a wench, a woman. It is also used for the female of animals, especially of fowls. [1.2] 5 a common name for women and girls, usually disrespectful, often used to form expressions of abuse [1.7] |
Explanations in French |
6 nom propre de femme; familier, souvent péjoratif; sert à former des sobriquets péjoratifs [1.8] |
Examples |
7 ikala Soa zandriko nanambady zanak' olona mpiavy. [2.445#] 8 nefa tsy hitan-dRafara sy ikala izay nidirany tao. [2.69#] |
Vocabulary |
9 Forms of Address |
Compound words |
|
Patronyms |
|
Tables and plates |
13 Full list |
Anagrams | 14 alika, Ikala, ilaka, laika, liaka |
Updated on 2023/10/28 |