|
|
|
|

Entry1  akoho
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: birds
Explanations in Malagasy  4  Karazam-borona mpitsindroka, somary boribory vatana bontolontolo vava somary mamokotra, fohifohy elatra ka tsy afa-manidina lavitra, fiompin' ny olombelona hatramin' ny ela be noho ny henany sy ny atodiny, (akohovavy, akoholahy, vontotr' akoho, akohokely) 5  Ny teny ilazana ny feon' akoho dia ireto avy: mikoraika (ny akohovavy), mikakàka (ny akohovavy hanatody), mikoràka (ny akohovavy avy nanatody na nisy nanaitra), maneno (ny akoholahy), mikohokoho (ny akoholahy miantso ny akohovavy na ny akohovavy miantso ny zanany [1.1]
Explanations in English  6  the domestic fowl. [Sw. k'aka (?).] [1.2]7  a chicken [1.7]
Explanations in French  8  poule [1.54]9  poulet [1.8]10  coq, poule [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Examples  11  "Angady no entiko andeha hatakaloko akoho. [2.293]
12  Fa ny akohonay no novonoina ho an' I Manana. [2.472]
13  sao hendratrendratry ny akanga tsara soratra lahy
ka tsy nahatsiaro ny akoho niandry ao an-trano
[2.131]
Morphology 
14  Simple :
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs  42  Proverbs containing the word akoho

Anagrams  43  akoho, hokoa

Updated on 2023/07/14