Entry 1/2 |
namana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka, Tambahoaka, Tanala]
vady
[1.78]
|
| [Tanala]
andefimandry
[1.78]
|
| Olona miara-dava amin' ny tena noho ny fifankahazoan-tsaina sy fitovian-toetra: Namana tsy mahafoy an-dRabe Rakoto Ny olona manodidina anao na ny olombelona hafa rehetra: Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao Enti-milaza ny iray amin' ireo zavatra mandeha roa lalandava, na lomisy: Ny kofehy no naman' ny fanjaitra / Tsy hitako ny nalehan' ny naman' ity kiraro ity Mitovy, azo alahatra amy..., azo heverina ho toy ny...: Ny manafina zavatr' olona, hono, naman' ny mangalatra / Tonga tsy miarahaba naman' ny tezitra, lasa tsy manao veloma naman' ny sosotra [1.1]
|
Explanations in English | A companion, a partner, a comrade, a neighbour. See sakaiza,
havana.
[1.2]
|
| A companion, a neighbor; an accomplice;
a thing that belongs with something else,
as one of a pair [1.7]
|
Explanations in French | Compagnon [1.3, 1.8]
|
| Prochain, complice; ce qui fait la paire, ce qui va avec d’autres, ce qui est uni avec d'autres objets [1.3]
|
| Voisin; comparse;
une chose qui va avec une autre,
comme l'un d'une paire, partenaire [1.8]
|
Examples |
1 | Nigagana ny fahanginana ny namana.
[2.270]
|
2 | Misy ny olona dia , saro-tiana sy tsy matoky namana!
[2.4]
|
3 | Nahoana ise no tsy te hanatri-maso ity namana fahiny?
[2.895]
|
|
Derivatives |
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry 2/2 |
Namàna
|
Part of speech | name (biblical)
|
Explanations in English | Naaman [2.996]
|
Explanations in French | Naaman [2.996]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Biblical quotes |
|