Entry (1/3) | 1 loza |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatra mampahita fahavoazana lehibe, toy ny fahafatesana, faharavam-pananana, sns...: Saika nahita loza Rabe tamin' ny diany farany tao 4 Zavatra miterapahavoazana lehibe ho an' olon-tokana na maro: Tsy misy loza mihoatra noho ny adim-pirenena [1.1] 5 voina mihatra tsy ampoizina [1.13] |
Explanations in English |
6 calamity, danger [1.7] |
Explanations in French |
7 calamité, danger [1.8] 8 accident [1.13] |
Examples |
9 loza loatra re io vola io! [2.499] 10 Ny olona aza no tena loza. [2.472] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 18 antambo, zo, voina, angano, angano latsaka, faisana, fahonana, sampona, tambàna, tra-doza, tra-boina, idirandoza, iharan-doza, idiran' angano, mahita angano, fohehatra, voan' ny patsa iray tsy omby vava, voan' ny tain' akoho mahalavo, sendra ny mangidy tsy telina, mampidi-doza, mamohehatra, mampiditra angano, mamoa-tsampona, mahatsiravina |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Titles |
|
Proverbs | 36 Proverbs containing the word loza |
Entry (2/3) | 37 loza |
Part of speech | 38 adjective |
Explanations in Malagasy |
39 masiaka [Bezanozano]
[1.78] 40 Masiaka izaitsizy: Olon-doza, hono, izany Néron izany 41 Enti-milaza olona na zavatra mampitola gaga, tsy eran-tany (na amin' ny lafiny tsara na amin' ny lafiny ratsy): Loza Ikoto raha hihazakazaka [1.1] |
Explanations in English |
42 angry, fierce, frightful [1.7] |
Explanations in French |
43 cruel, intraitable, dangeureux [1.8] |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 45 Loza |
Part of speech | 46 name (toponym) |
Explanations in French |
47 fleuve de la préfecture d'Antsohihy formé par la confluence de la Doroa ... et la Tsinjomorana, forme, dans le canton de Befandriana, par la confluence de l'Ankazabo et l"Antsimpororona ... Il reçoit sur sa rive droite l'Ankofia grossie de l'Anjingo et l'Irony, la Maevarano ..., l'Ambariolava et l'Anjango [1.11] |
Vocabulary |
48 Geography: rivers, lakes |
Tables and plates |
49 Full list |
Anagrams | 50 lazo, Loza, loza, lazo, Loza, loza |
Updated on 2023/08/12 |