Entry | 1 marary |
Root | 2 rary |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Voan' ny aretina, tsy salama, tsy metimety: Marary ny kibony 5 Mijaly: Marary ny foko 6 Madisadisa, malazolazo, somazotsazoka, mavozovozo, marisarisa, manetsetra, mangorangorana, mafanafana, marimaritra, marikoditra, mitsangambolo, mangovitra, mihararetra, mihovihovy, manarandefona, mipararetra, manavy, mantsafofoka, mangovihovy, mangorintsina [1.1] |
Explanations in English |
7 ill [1.7] |
Explanations in French |
8 malade [1.8] |
Examples |
9 Ireo no mitsabo ny marary na maratra [2.472] 10 Aoka izay, anaka, sao marary eo ianao [2.470] 11 nandre anao marary aho [2.131] 12 marary anie aho ka marary marary ato an-kilako ato [2.131] 13 Narary izy (Il était malade) [1.20] |
Vocabulary |
14 Health |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 25 Proverbs containing the word marary |
Updated on 2023/08/19 |