|
|
|
|

Entry (1/2)1  fasika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Potipoti-bato faran' izay madinika avy amin' ny tany: Afangaro amin' ny fasika ny simenitra [1.1]
Explanations in English  4  sand [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces. [1.2]
5  sand [1.7]
Explanations in French  6  sable [1.8]
Examples  7  Be fasika ny tany ka sarotra ihazakazahana. [2.356#62]
8  Nesorin'i Mora ny pataloany fa feno fasika. [2.442#94]
Vocabulary  9  Geology
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  15  Proverbs containing the word fasika

Entry (2/2)16  fasika
Part of speech  17  adjective
Explanations in Malagasy  18  Be dia be; tsy hita isa, tsy tambo isaina: Fasika izay vahoaka nitsena ny Filohan' ny Nosy izay [1.1]
Explanations in English  19  fig. innumerable. [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces. [1.2]
Derivatives 
20  Names :

Anagrams  21  fasika, fikasa, fisaka, fisàka, sifaka

Updated on 2023/08/11