|
|
|
|

Entry1  hadino
Part of speech  2  participle
Explanations in Malagasy  3  tsy tsaroana: Hadinoko ny anaranao
4  tsy tsaroana ny niteny na ny nitondra: Hadino ny hafatra ~ Hadino ny boky [1.1]
Explanations in English  5  forgotten [1.2, 1.7]
Explanations in French  6  oublié [1.3#202, 1.8]
7  dont on ne se souvient pas [1.3#202]
8  pardonné [1.3#202]
Examples  9  Kanjo nony ampitso dia mbola hadinony ihany indray [2.69]
10  Tsy ho hadinonay mandrakizay ny fitiavana nasehony anay [2.649]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
Derivatives 
14  Active verbs :
15  Passive verbs :
16  Relative verbs :
17  Names :

Anagrams  18  daniho, dinaho, hadino, hodina

Updated on 2023/02/18