|
|
|
|

Entry (1/4)1  marina
Root  2  arina
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Ilazana toerana mitovy tantana, tsy misy avo sy iva, tsy mikitoantoana: Lavoan-tany marina lahy ianao
5  Ilazana toe-javatra mifanaraka amin' ny tena izy, tsy diso: Marina fa roa ampiana roa efatra
6  Ilazana toetran' olona tsy mamitaka, tsy mandainga, manaraka ny rariny sy ny hitsiny: Mpampiasa marina Rabe fa omeny karama mifanentana amin' ny asa ataony avy ny mpiasa ao aminy [1.1]
Explanations in English  7  level; true; just, right [1.2, 1.7]
Explanations in French  8  de niveau; juste, vrai [1.3#434, 1.8]
9  d'aplomb, droit [1.3#434]
10  aplani, mis de niveau [1.196]
Examples  11  Tsy hita ihany izy ity izay marina [2.4]
12  marina fa tsy mpiray tarika amin' izy telo lahy ireo [2.470]
Morphology 
13  Present :
14  Imperative :
Derivatives 
15  Active verbs :
16  Passive verbs :
17  Relative verbs :
18  Names :
19  Adjectives :
20  Adverbs :
Compound words 
Toponyms 
Titles 
Proverbs  29  Proverbs containing the word marina

Entry (2/4)30  mana
Root  31  arina
Part of speech  32  imperative of adjective marina
Other spellings  33  mar
Tables and plates  34  All the adjective imperatives

Entry (3/4)35  mariña
Part of speech  36  adjective
Explanations in Malagasy  37  hendry, mipetraka tsara [Tanala] [1.78]

Entry (4/4)38  marina
Part of speech  39  noun
Explanations in French  40  Acalypha spachiana Baill. (Euphorbiaceae). Arbuste dont le sommet est souvent plat, comme s'il avait été taillé. [Merina] [1.196]
41  [Betsileo]
Vocabulary  42  Botany
Scientific name 

Anagrams  44  manira, manirà, marina, mariña, marìna, mirana, manira, manirà, marina, mariña, marìna, mirana, manira, manirà, marina, mariña, marìna, mirana

Updated on 2023/07/13