|
|
|
|

Entry (1/2)1  jirika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Varotra: Nanao jirika olona ny taloha
Explanations in French  4  [1.3#296] commerce, trafic en détail, vente d’esclave
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
9  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)11  jirika
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  [1.1] Jiolahy tafatambatra hamely sy handroba; dahalo
Fivarotana entana antsinjarany hahazoan-tombony tsy aradalàna, na koa fividianana entana hakana tombony: Manao jiri-bary io lehilahy io.
Explanations in English  14  [1.7] a band of robbers
Explanations in French  15  [1.3#296] pillards qui vont par bande
16  [1.19] [Tankarana] brigandage en bandes.
17  [1.8] bande de pillards
Examples  18  [2.324] Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny, na fatin'olo-marina matin'ny jirika, na fatin'ny jirika matin'ny miaramila.
Vocabulary  19  Law
Compound words 
Proverbs  22  Proverbs containing the word jirika

Anagrams  23  ajirik, jariky, jirika, kajiry, kirajy, kirija

Updated on 2025/01/21