Entry | 1 vonoina |
Root | 2 vono |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Kapohina, asiana, velezina: Nahoana no vonoin' Ikoto foana ny zanako? 5 Alana aina: Novonoin' ny jiolahy tany anaty lobolobo tany izy 6 Tsofina: Vonoy ny jiro 7 Foanana: Efa novonoina ity lalana ity 8 Kosehina tsy hisy: Efa novonoina ny anaran' ny zanakao fa iray volana izy tsy tonga 9 Anesorana (...) ny karama: Novonoina ariary zato io mpiasa io fa nanapaka tsy ara-dalàna [1.1] |
Explanations in English |
10 to be killed; to be beaten; to be put out (of a fire) [1.7] |
Explanations in French |
11 qu'on tue; qu'on bat, (feu) qu'on éteint [1.8] |
Examples |
12 Nony vita ny kabary dia vonoina ny omby. [1.437#] 13 vonoina tapahin-tenda ao am-pototr' ilay hazo ny akoho. [2.245#] 14 koanefa izay azo nivavaka tamin'izany andro izany, dia vonoina ho faty. [2.59#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word vonoina |
Updated on 2024/07/30 |