|
|
|
|

Entry1  fitia (tia)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina mitia: Aza atao fitia varavarana, tiana ihany ka atositosika [1.1]
5  Fahazoana mitia: Atao ahoana na fitia olona toa an'io [1.1]
6  Fitiavana: Tsy manam-pitia anao, hono, izy ~ Bobongolo ilay fitia [1.1]
Explanations in French  7  l'affection [1.3]
8  amour [1.5]
Examples  9  hoy ny famalin'ilay Andriana mahavaly fitia; [2.298]
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Compound words 
Titles 
Proverbs  18  Proverbs containing the word fitia

Anagrams  19  fiita, fitia

Updated on 2023/05/20