|
|
|
|

Entry1  tongotra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Rantsambatana entin' ny olona na biby mamindra sy mandeha no sady manohana mampijoro azy: Roa ny tongotry ny olombelona rehetra fa ny an' ny biby kosa misy roa, misy efatra
4  Faritra amin' ny tenan' ny zavatra sasantsasany, toy ny fanaka, lavarangana..., izay mitondra azy: Tongo-parafara, tongo-davarangana [1.1]
Explanations in English  5  a foot, a leg [1.7]
Explanations in French  6  pied, jambe, patte [1.3, 1.8]
Examples  7  Tsy tongotro mandia alanana
Tsy tanako mandray joria
[2.246]
8  Izay tojo, ny tongotra dia izorana avokoa. [2.471]
9  Ny miaramila an-tongotra kosa dia tary Analatelo no niandry. [2.472]
Vocabulary  10  Biology
Morphology 
11  Simple :
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
16  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Hyponyms 
Holonym 
Meronyms 
Co-meronyms 
Proverbs  42  Proverbs containing the word tongotra
Article  43  Randzavola: tongotra ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/10/30