Entry (1/3) | 1 hariva |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ny tapak' andro ihilanan' ny masoandro miankandrefana: Amin' ny dimy hariva / Ny hariva no fahanteran' ny andro [1.1] |
Explanations in English |
4 the evening [1.2] 5 the afternoon, the evening [1.7] |
Explanations in French |
6 l'après midi, le soir [1.8] |
Vocabulary |
7 Time |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word hariva |
Entry (2/3) | 20 hariva |
Part of speech | 21 adjective |
Explanations in Malagasy |
22 Folaka: Hariva ny andro 23 Amin' ny hariva, tratra aoriana: Tonga hariva ianareo izany / Hariva izahay fa aoka handeha [1.1] |
Entry (3/3) | 24 hariva |
Part of speech | 25 passive verb |
Explanations in Malagasy |
26 Tazonina ela hatramin' ny hariva: Harivan' ny resakareo eto lahy izahay [1.1] |
Anagrams | 27 hariva, Hira va?, hirava, vahira, vahirà , variha |
Updated on 2023/05/19 |