Entry | 1 matory |
Root | 2 tory |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Latsaka ao anatin' ny torimaso: Aza mingadongadona fa matory ny marary |
Explanations in English |
5 [1.7] to sleep |
Explanations in French |
6 [1.8] dormir |
Examples |
7 [2.324] Dia nakimpiny indray ny masony, ka natory izy. 8 [2.470] manomboka izao ankehitriny izao ialahy, izao dia izao, dia any alatrano ialahy no matory. 9 [2.472] na matory na tsy matory, tsy re ny moka. 10 [2.5] Impiry aho no nitantara tamin' ise fa misy aloka maneloelo ny fiainako, saingy nilaozan' ise natory? |
Morphology |
|
Analogs | 15 mandry, midaboka, mandamoka, mibafoka, mibonoka, mifonoka, mandry mitsilany, mandry mihohoka, mandry mihorirana, mandry ilika |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Proverbs | 26 Proverbs containing the word matory |
Anagrams | 27 marito, matory, miotra, mirota, mitôra, mitroa, oritam, raotim, roatim, tarimo |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |