|
|
|
|

Entry1  manenjika (enjika)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Manaraka: Sasatra aho ka nanenjika an-dry zalahy moramora avy aoriana 4  Mihazakazaka avy aorian' ny olona iray ka manao izay hahatratrarana azy: Nanenjika ny zanakao aho mba hohafarako 5  Manaraka hatrany: Loza Ramatoa iny raha hanenji-damaody 6  Mihaza: Lasa nanenjika lolo any an-tsaha any izy 7  Mamely an-kolaka na mivantana izay tsy azoazo: Tsy fantatro izay anenjehan' ny lehibeko ahy, nefa tsy misy ratsy nataoko 8  Mampijalijaly olona, izay trandrahina hatraiza hatraiza: Nanenjika ny kristianina Ranavalona reniny. [1.1]
Explanations in English  9  to pursue; to persecute [1.7]
Explanations in French  10  poursuivre; persécuter [1.8]
Examples  11  Toa tsy maika, tsy manenjika fotoana, [2.576]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word manenjika

Anagrams  19  manenjika, maninjake

Updated on 2023/10/20