|
|
|
|

Entry (1/2)1  tanty
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Haron-kely fasiana ny vary hanina amin' ny indray andro; harona fisapisaka anantazan-javatra; ravin' akondro asiana ny vary miharo ronono sy tantely hanina amin' ny fandroana [1.1]
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  12  Proverbs containing the word tanty

Entry (2/2)13  tanty
Part of speech  14  participle
Explanations in Malagasy  15  Azo iaretana sy ihafiana, zaka: Tsy tanty ny hatsiaka androany izany
16  Azo leferina, lefitra: Tantinao ve izany teny feno eso izany [1.1]
Explanations in English  17  endured [1.7]
Explanations in French  18  qu'on supporte [1.8]
Morphology 
19  Present :
20  Past :
21  Future :
Compound words 

Updated on 2023/06/19