|
|
|
|

Entry1  fantatra
Part of speech  2  participle
Explanations in Malagasy  3  Hay: Teny tsy fantatro no nifam-piresahany
4  Hay ny anarany sy ny maha-izy azy: Fantatro ny rainao [1.1]
Explanations in English  5  known [1.2, 1.7]
6  recognised [1.2]
Explanations in French  7  connu, su [1.3, 1.8]
8  compris, reconnu [1.3]
Examples  9  Tiako ho fantatra! [2.529]
10  fantatro izany (Je sais cela) [1.3]
11  Olom-pantatr' i Ndremba ve ny vadinao? [2.643#141]
12  Efa nanontaniako ireo olom-pantatra rehetra. [2.445#30]
13  Ataovy izay saim-pantatrao, tompoko, hoy ny vavy [2.69#25]
14  Nanjary toetrako io tsy natahotra zava-pantatro io fa rahefa hay mora atao. [2.643#21]
15  Raha vao hitao izy dia tsy mbola fantatro (Je ne l'ai pas reconnu à première vue) [1.3]
Morphology 
16  Prefixed :
17  Present :
18  Past :
19  Future :
Derivatives 
20  Active verbs :
21  Passive verbs :
22  Relative verbs :
23  Names :
Compound words 
Proverbs  26  Proverbs containing the word fantatra

Updated on 2022/06/12