Entry | 1 loha |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Faritra ambony indrindra amin' ny tenan' ny olombelona -- ary aloha indrindra kosa ho an' ny biby -- izay mizara roa: ny eo anoloana misy ny maso, orona, sofina, vava, ary ny ao an-damosina rakotry ny volo, fa ny ao anatiny kosa misy ny ati-doha fototry ny fihontsonana sy ny fisaintsainana ary ny finiavana: Nianjera izy ka vaky ny lohany (raha ny ao anatin' ny loha no lazaina, dia ny teny hoe andoha no ampiasaina: Marary ny andohako; jereo Andoha 4 Saina: olona kely loha koa izay nametraka itỳ teto 5 Lehibe mpitarika: Rainivoanjo no lohany tamin' io raharaha ratsy io 6 Tendrony aloha amin' ny zavatra iray: Nifatratra tao anaty zozoro ny loha lakana 7 Karazana: Maro loha ny sakafo narosony ho anay [1.1] |
Explanations in English |
8 the head; the front part [1.7] |
Explanations in French |
9 la tête; la partie avant [1.8] |
Examples |
10 Elo manga miofon'andro ambony loha; [1.257#] 11 Dia hisy loha ho tapaka indray atsy ho atsy! [2.528#] |
Vocabulary |
12 Biology 13 Space |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 21 filoha, lehibe, tale, mpitondra, mpitarika, mpifehy, mpanapaka, mpandidy, vovonana iadian' ny lohany, loholona, ben' ny tany, ray aman-dreny, tompomenakely, tompombodivona, mpanjaka, andriana, andriamanjaka |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Holonym |
|
Meronyms |
|
Co-meronyms |
|
Proverbs | 82 Proverbs containing the word loha |
Article |
83 Randzavola: loha ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 84 halo-, hola-, laho, loha |
Updated on 2024/10/30 |