Entry |
anatra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Torohevitra, fanorotoroana: Araho tsara ny anatry ny ray aman-dreny Fananarana, fampitandremana: Anatra lehibe ho anao izao fahavoazanao izao Hafatrafatra, filazalazana: Nanome anatra mafonja vitsivitsy ny filoha talohan' ny hiaingan' ireo hanao fanompoam-pirenena [1.1]
|
Explanations in English | Advice, admonition [1.2, 1.7]
|
| Counsel, instruction, correction, reproof, rebuke [1.2]
|
Explanations in French | Conseil, admonition [1.8]
|
Derivatives |
|
Proverbs |
|