|
|
|
|

Entry1  miteraka (teraka)
Part of speech  2  active verb
Vocabulary  3  Biology
Explanations in Malagasy  4  Mamoaka avy ao an-kibo, mandatsaka an-tany: Iza no anaran' ny reny niteraka anareo? [1.1]
5  Mahavokatra, manome: Mitera-bony avokoa ny hazo rehetra amin' izao fotoana izao [1.1]
6  Mahatonga, mitarika: Miteraka aretin' andaha ny aretina sasantsasany [1.1]
7  (vola) Misy zanany, manàna: Aoka hotsaroanao fa tsy niteraka ny volako tany aminao [1.1]
Explanations in French  8  accoucher, enfanter, vêler, engendrer [1.13]
9  accoucher [1.405]
Examples  10  Endre, anaka, ny mahafinaritra no miteraka ny mahasoa indrindra amin'ny reraka toa anao izao. [2.324]
11  Ny Fahatezerana niteraka Fahoriana. [2.5]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word miteraka

Anagrams  19  matarike, miraketa, miretaka, miteraka

Updated on 2023/01/20