|
|
|
|

Entry (1/2)1  lavo
Root  2  la
Part of speech  3  imperative of passive verb lavina
Explanations in English  4  lavina [1.2]
Tables and plates  5  All the passive imperatives

Entry (2/2)6  lavo
Part of speech  7  adjective
Explanations in Malagasy  8  mianjera, potraka [Tanala] [1.78]
9  Potraka: Nibolisatra izy ka lavo
10  Voazera amin' ny tany: Tolona amin' ny sakaiza tiana; aleo lavony toy izay mahalavo azy
11  Resy: Niady hevitra izahay roa lahy ka lavony aho
12  Maty (an-doka): Niloka tamin' ny ady baolina izahay ka lavoko ariary efapolo izy. [1.1]
Explanations in English  13  fallen. Applied mostly to living things; fig. lucky [1.2]
14  fallen [1.7]
Explanations in French  15  tombé, déchu [1.8]
Derivatives 
16  Active verbs :
17  Passive verbs :
18  Relative verbs :
19  Names :
20  Adjectives :
Analogs  21  Potraka, tsirara, mitsinkasina, mianjera, miongana
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  27  Proverbs containing the word lavo

Anagrams  28  lavo, lova, valo, vola

Updated on 2023/10/17