|
|
|
|

Entry (1/2)1  vaky
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza zavatra potika noho ny olona na vely nahazo azy na noho ny fianjerany: Vaky ny solomasoko
4  Simba, rava: Vakin' ny rano ny fefiloha
5  Miseho: Vaky masoandro
6  Fantatry ny olona rehetra: Vaky izao ny tsiambaratelony
7  Enti-milaza ny ravina, ny voa, ny vony vao mivelatra: Vaky ravina ny zavamaniry amin' ny lohataona [1.1]
Explanations in English  8  broken, as glass; split; split open [1.7]
Explanations in French  9  brisé, comme le verre; fendu; partagé [1.8]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Analogs  15  Triatra, tapaka, tresaka, mitsefoka, miveraka, misaraka, mivava, manamika, vaky hentana
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  42  Proverbs containing the word vaky

Entry (2/2)43  vaky
Part of speech  44  noun
Explanations in Malagasy  45  Sila-javatra potipotika, poti-javatra: Voan' ny vakin-tavoahangy ny tongotro
46  Fanasaratsarahana ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra lazaina: Vaky teny malagasy [1.1]
Explanations in French  47  Morceau, partie ; les diverses parties d'un bourgeon qui s'ouvre [1.196]
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  50  Proverbs containing the word vaky

Anagrams  51  kavy, vaky

Updated on 2023/05/19