Entry 1/2 |
miala
(ala)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manala amin' ny tena: Miala tsiny, miala satroka Afaka: Tsy mety miala io pentina io na sasana aza Mijanona tsy ho...: Miala tsy ho ben' ny tanàna intsony, hono, Randria Mihataka, mandositra: Niala maina nanao nony tsy nahavoa Miainga: Miala amin' ny 4 maraina izahay rahampitso [1.1]
|
Explanations in English | To leave, to go away [1.2, 1.7]
|
| To go out, to retire [1.2]
|
Explanations in French | Partir, quitter un lieu [1.8]
|
Examples |
1 | Tsy mbola niala teo am-baravarankely ihany I Saonina...
[2.470]
|
2 | Hiala ihany koa anefa aty aoriana.
[2.472]
|
|
Morphology |
Present : |
miala |
Past : |
niala |
Future : |
hiala |
Imperative : |
mialà |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry 2/2 |
mialà
(ala)
|
Part of speech | imperative of active verb miala
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|