|
|
|
|

Entry (1/2)1  vady
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Relationships: family
Explanations in Malagasy  4  Ny iray amin' ireo olona roa (lahy sy vavy) mikambana araka ny fanambadiana: Lasa nandranto ny vadin-dRamatoa Rasoa. (Matetika, indrindra taloha, ny vehivavy voahataka, voatitra vodiondry, nampakarina no natao hoe vady, fa raha tsy vita araka ireo dia sakaiza, na ranitra, na vazo, na saingy, na tokantranomaso) [1.1]
Explanations in English  5  a spouse [1.7]
Explanations in French  6  époux, épouse [1.3#797, 1.8]
Examples  7  Izy mianaka angaha no vady aman-janakao? [2.4]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Analogs  13  Namana, andefimandry, taolan-tehezana, anjara, anjara tokantrano, tokantrano
Compound words 
Titles 
Proverbs  34  Proverbs containing the word vady
Article  35  Randzavola: vady ao amin' ny Baiboly (=> fanambadiana)

Entry (2/2)36  vady
Part of speech  37  noun
Explanations in Malagasy  38  Ny singany amin' ny zavatra iray lomisy na iray aman' olona: Nankaiza ny vadin' ity kiraro ity? 39  Iray amin' ny zavatra fahita na fampiasa miaraka mandrakariva tahaka ny mifameno, toy ny savily sy ny lahintsavily [1.1]
Explanations in English  40  one of a pair [1.7]
Explanations in French  41  ce qui fait la paire, le pendant, mâle et femelle, se dit des animaux, des plantes, des outils, des choses qui se complètent l’une par l’autre, qui vont l’une avec l’autre, comme le gond avec la penture, la mortaise et le tenon [1.3#797]42  l'un d'une paire [1.8]
Derivatives 
43  Active verbs :
44  Passive verbs :
Analogs  45  Namana, andefimandry, taolan-tehezana, anjara, anjara tokantrano, tokantrano
Compound words 
Proverbs  47  Proverbs containing the word vady

Anagrams  48  davy, vady

Updated on 2023/06/05