Entry (1/2) | 1 zaza |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ankizy mbola kely tsy tonga taona: Tsy dia azo omen-tsiny loatra ny zaza 4 Tsy mato-tsaina, tsy mieritreritra, manao fanahinjaza: Ny vatany fotsiny no lehibe fa mbola zaza raha Ikoto [1.1] |
Explanations in English |
5 a child [1.7] |
Explanations in French |
6 enfant [1.8] 7 enfant [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Examples |
8 Nanahirana indray anefa io zaza io. [2.472] 9 zaza efatra no milalao tsy lavitra azy eo. [2.470] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Ethnonyms |
|
Toponyms |
|
Titles |
|
Proverbs | 57 Proverbs containing the word zaza |
Entry (2/2) | 58 Zaza |
Part of speech | 59 name (biblical) |
Explanations in Malagasy |
60 Randzavola: Zaza amin' ny Baiboly [1.38] |
Explanations in English |
61 Zaza [2.996] |
Explanations in French |
62 Zaza [2.996] |
Vocabulary |
63 Holy Scriptures |
Other spellings | 64 ziza, ziz |
Tables and plates |
65 Full list |
Updated on 2023/06/26 |