|
|
|
|

Entry (1/4)1  tsy
Part of speech  2  adverb
Explanations in Malagasy  3  Entina mandà, ka fametraka: 1) eo alohan' ny teny lazaina (amin' izay asiana no eo alohan' ny enti-milaza): Tsy Rakoto no namaky ny fitaratra ~ Tsy omby no hitanao fa soavaly
4  2) eo alohan' ny enti-milaza: Tsy omby io biby io fa soavaly ~ Tsy handeha aho
5  3) eo alohan' ny teny roa mifanohitra mifanarakaraka avy mba hilazana toetra anelanelany: Tsy kely tsy lehibe itay izy fa salasalany, na hilazana koa ny "rehetra": Tsy antitra tsy tanora fa samy revo amin' ny vola daholo rehefa mety ho olombelona
6  4) eo alohan' ny teny roa mifanarakaraka avy mba hanamafisana tsy fisian-javatra: Tsy kitay tsy vary maina ao antranony [1.1]
Explanations in English  7  not [1.7]
Explanations in French  8  ne pas [1.3, 1.8]
9  sans [1.3, 1.9]
10  non [1.3]
11  pas [1.8]
Examples  12  tsy sompatra izy (il est sans malice) [1.9]
Morphology 
13  Simple :
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Ethnonyms 
Toponyms 
Titles 
Tables and plates  265  All the adverbs

Entry (2/4)266  tsy
Part of speech  267  conjunction
Explanations in Malagasy  268  sy [Taisaka] [1.78]
Compound words 
Tables and plates  270  All the conjunctions

Entry (3/4)271  -tsy
Part of speech  272  morphological form of sy
Examples  273  Vetsivetsy marain-tsy hariva zaho! [2.606#210]

Entry (4/4)274  tsy
Part of speech  275  noun
Explanations in Malagasy  276  Karazana vy, antsoina koa hoe "vy mahery", izay anaovana fiasana maro samihafa fandidiana na fandoahana (antsy, hety, hareza, sns...) [1.1]
Explanations in French  277  acier [1.3, 1.13]
Vocabulary  278  Economy: metallurgy
Synonyms  279  vy mahery
Compound words 
Phytonyms 

Anagrams  282  -tsy, tsy, -tsy, tsy

Updated on 2023/09/04