|
|
|
|

Entry1  milomano tsy mikobaka
Elementary words  2  milomano, tsy, mikobaka
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza fanaovan-javatra mangingina, tsy mitabataba, tsy avoaka ho fantatry ny olona [1.1]

Updated on 2023/09/08