Entry | 1 akanjo tsy an-tsaha |
Elementary words | 2 akanjo, tsy, saha |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 karazana salotra landy nanaovan' ny mpanankarena teto Antananarivo fahizay fa tsy mba fitondran' ny tambanivohitra [1.1] |
Explanations in French |
5 nom d'une espèce de gilet en soie que portaient les riches de Tananarive seulement, et non pas les habitants des campagnes trop pauvres pour cela [1.3] |
Vocabulary |
6 Economy: clothing |
Updated on 2023/06/12 |