|
|
|
|

Entry1  vorontsiloza
Elementary words  2  vorona, tsy, loza
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Vorona lehibe, fianakaviam-ben' ny akoho, vorombola..,, manam-bika hafa kely fa misy nofo mikiramborambo eo amin' ny lohany, ny tendany misy toa haingony mitarazoka ary ny rambony azony velarina toy ny fikopaka rehefa midoroboka izy; tsara hena ary tsy mba saro-devonina ohatra ny gisa ny vorontsiloza [1.1]
Explanations in English  5  turkey [1.7]
Explanations in French  6  dinde [1.54]
7  dinde, dindon [1.8]
Examples  8  Nifidianan' Ineny izay matavy sy lehibe tsara ny vorontsiloza. [2.332#]
9  Ny ahy kosa vorontsiloza, ity anaty sobika ity, hoy ilay fatsora. [2.442#]
10  Vorona iray karazana amin' ny vorontsiloza io, ka nidoboka sy nibarera, raha nisy nisiaka azy. [2.69#]
Vocabulary  11  Zoology: birds
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word vorontsiloza
Illustrations 
14 

Updated on 2023/06/03